Entry | 1 mpamboly |
Root | 2 voly |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Olona manao ho anton-draharaha ny fambolena |
Explanations in French |
5 [1.3] celui qui plante, le jardinier, le cultivateur 6 [1.5, 1.196] cultivateur 7 [1.5] agriculteur |
Examples |
8 Niady hevitra ireto mpamboly indray andro. [2.445#97] 9 Vitsy foana no mpamboly tsy isan' ny fikambanana. [2.332#72] |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word mpamboly |
Updated on 2024/12/11 |