Entry | 1 fambolena |
Root | 2 voly |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Economy: agriculture |
Explanations in Malagasy |
5 Fampaniriana (amin' ny famafazanavoa na fanatsatohana taho): Aza mipetra-potsiny fa taom-pambolena izao 6 Ireo voly ambolena: Nosimban' ny ombinareo ny fambolenay [1.1] |
Explanations in French |
7 agriculture, plantation, culture, planter (action de), cultiver (action de) [1.13] 8 action de planter, de cultiver [1.196] |
Examples |
9 Sarotra izany fambolena voaloboka izany. [2.332#27] 10 Ny zazalahy kosa nanao rafitra sy fambolena. [2.117#105] |
Compound words |
|
Article |
13 Randzavola: fambolena ao amin' ny Baiboly (=> asa) |
Updated on 2023/08/11 |