Entry | 1 volena |
Root | 2 voly |
Part of speech | 3 passive verb |
Vocabulary |
4 Economy: agriculture |
Explanations in Malagasy |
5 Enti-milaza ny tany asiana voly: Voleo tsaramaso ity tany ity, ary itsy kosa voleo katsaka. (Tsara hotsahivina fa ny "ambolena" dia enti-milaza ny zavamaniry, ny masomboly mihitsy, fa ny "volena" kosa enti-milaza ny tany na toerana asiana azy: Amboleo atsy avara-trano ity taho-mangahazo ity -- Voleo mangahazo atsy avaratrano) [1.1] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 11 levona, velona, volena |
Updated on 2023/01/20 |