Entry | 1 hatsiaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy fisian-kafanana; hirifiry; nara |
Explanations in English |
4 [1.2] cold, coldness, chilliness, frigidness. See nara, marikoditra. [mal. Sejuk, cool.] 5 [1.7] the cold |
Explanations in French |
6 [1.8] le froid 7 [1.13] froid, fraîcheur détente |
Examples |
8 Iza no maharitra ny hatsiakany? [2.996#23.10.17] 9 ?Dia izay vao re ny hatsiaka, izany hoe hatsiaka fanampin' ny efa tsaroana rahateo dia nahazo hatsiaka halina? [2.4#119] |
Vocabulary |
10 Sports |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 22 Proverbs containing the word hatsiaka |
Anagrams | 23 |
Updated on 2025/01/21 |