Entry | 1 hatsiatsiaka |
Root | 2 hatsiaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Explanations in French |
5 [1.3] fraîcheur débarras |
Examples |
6 Dia notarihin'i Ptolemea ho eo ambanin'ny lavarangana manodidina ny mpanjaka, mody hoe haka hatsiatsiaka, kanjo voaovany ny fikasany. [2.996] 7 Rehefa sasatra dia maka aina kely eny am-pototry ny' hatafa aloha, na mitady vontaka eny amoron' ny kirihitra, fa mitahiry hatsiatsiaka ireny voankazon' ala ireny. [2.499] |
Derivatives |
|
Anagrams | 9 hatsatsiakay, hatsiatsiaka |
Updated on 2023/01/20 |