|
|
|
|

Entry1  fangatsiahana
Root  2  hatsiaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Hatsiaka, fangatsiaka (indrindra amin' ny hevitra an' ohatra: Mampalahelo ny fangatsiaham-pon' ireto mponina ireto [1.1]
Explanations in French  5  Le froid, la froidure [1.3#226]
Examples  6  tany aloha tany, nisy tsy fifandraisan' ny mpitandrina sy ny mpampianatra sasany tao Mangarivotra ka nahatonga fangatsiahana teo amin' ny fiaraha-miasa. [2.356#]
Compound words 

Updated on 2023/01/08