Entry | 1 mifanitsy |
Root | 2 hitsy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Milahatra mahitsy: Tsy mifanitsy ireto andry telo ireto Mifanandrify, mifanatrika: Rangahy lehibe izay no nifanitsy tamiko teo am-pisakafoana Mifanaraka, sahaza: Mifanitsy amin' ny faniriako indrindra izany lazainao izany ~ Tsy mifanitsy aminy velively io asa io fa asa loatra ny nifidianany azy |
Explanations in French |
5 [1.13] aligné |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word mifanitsy |
Updated on 2024/12/11 |