|
|
|
|

Entry (1/2)1  ahitsy
Root  2  hitsy
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Amboarina tsy hibilabilaka, tsy ho meloka: Ahitsio itỳ lalana itỳ
5  Atao milahatra tsy mibilabila: Ahitsio tsara ireto seza ireto [1.1]
Explanations in French  6  qu’on redresse, qu’on aligne, qu’on corrige [1.3#253]
Examples  7  Ataovy ny tiana tafiditra an-tranon-tena io any aminareo any: anarina raha manivaka, ahitsy mba ho mendrika antsika mianakavy ihany. [2.245#71]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Entry (2/2)12  ahitsy
Part of speech  13  noun
Vocabulary  14  Botany
Explanations in Malagasy  15  ahitra [Tanosy] [1.10#A.95]
Explanations in French  16  Équivalent de ahitra [Tanosy] [1.196]

Anagrams  17  ahitsy, sitahy, tsiahy

Updated on 2021/04/08