Entry (1/3) | 1 ahitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 bozaka maniry: Maniry ahitra ny tokotany fa diovy tsara [1.1] |
Explanations in English |
4 grass, weeds, herbs in general, litter, sweepings [1.2] 5 short grass [1.7] |
Explanations in French |
6 Nom générique des herbes [1.3#8] 7 herbes; gazon [1.8] 8 Nom générique des plantes herbacées, à feuilles allongées, comme les Graminées. Elles peuvent être fourragères mais ne sont pas consommées comme légume. [Merina] 9 Floscopa glomerata (Willd. ex Schult. & Schult. f.) Hassk. (Commelinaceae). [1.196] |
Vocabulary |
10 Botany: (in general) |
Other spellings | 11 ahetsa, ahitsa, ahitsy |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Scientific name |
|
Proverbs | 34 Proverbs containing the word ahitra |
Article |
35 Randzavola: ahitra ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/3) | 36 ahitra |
Part of speech | 37 noun |
Explanations in English |
38 Fig. The common people. [1.2] |
Compound words |
|
Article |
40 Randzavola: ahitra ao amin' ny Baiboly |
Entry (3/3) | 41 ahitra |
Part of speech | 42 noun |
Explanations in Malagasy |
43 Hoditra ifonosan' ny zaza ao an-kibon-dreniny, izay atao hoe koa tavony na zandrin-jaza. (Araka ny fomba malagasy, ny ahitra dia mazàna alevina rehefa teraka ny zaza, ka tsy mahazo miherikerika izay mandevina azy) [1.1] |
Explanations in French |
44 le placenta [1.3#8] |
Vocabulary |
45 Biology |
Compound words |
|
Anagrams | 48 ahitra, haitra, hiatra, hirata, ihatra |
Updated on 2023/05/16 |