|
|
|
|

Entry1  ahibahoaka
Elementary words  2  ahitra, vahoaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Anarana enti-milaza ny ravin' ny tsevoka na tenina izay anafoana trano
Explanations in English  5  [1.2] The name of a species of grass.
Explanations in French  6  [1.3] les feuilles de glaïeul dont on couvre les cases
7  [1.196] (de ahitra et vahoaka = peuple). Plante de marécage indéterminée servant à faire des toitures de chaume sans grande solidité.
Examples  8  Atsy andrefana atsy misy vololondravina roa mifanatrika alao vintana alao tononandro fa na tsy mivady aza miranitra fadiro ny ahibahoaka fandrao halambahoaka an-tanana fadiro ny tsitohintohina fandrao tohim-pitia koa lavo [2.131]
Vocabulary  9  Botany: grass

Anagrams  10  ahibahoaka, hahabaikoa

Updated on 2024/08/13