Entry | 1 ahipalana |
Elementary words | 2 ahitra, falana |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Botany: grass |
Explanations in Malagasy |
5 ahitra mandadina tahaka ny fandrotrarana ary malemy fohifohy ravina, fanome ny omby afahy 6 hoy ny mpikabary raha miala tsiny: tsy mba ny fody mpiantendro vero, izahay, fa ny tsikirity madinika mifanafosafo amin' ny ahipalana [1.1] |
Explanations in English |
7 A grass. [1.2] |
Explanations in French |
8 Herbe, plante rampante, excellente pour engraisser les boeufs [1.3#9] 9 Encore appelé falana. Herbe des lieux humides, réputée favoriser l'engraissement des boeufs. D'après Dandouau, il s'agit de Digitaria sanguinalis (L.) Scop (Poaceae). Cette espèce originaire des régions tempérées de l'hémisphère nord est rare à Madagascar et récemment introduite. Nous pensons qu'il doit plutôt s'agir de Digitaria adscendens (Kunth) Henrard ; bon fourrage mais peu productif d'après Bosser. Voir aussi fandropalana. [Merina] [1.196] |
Examples |
10 Tany maniry vero ka tsy azo soloana ahipalana. [1.437#] |
Scientific name |
|
Anagrams | 12 ahipalana, ahipanala |
Updated on 2023/02/27 |