|
|
|
|

Entry1  mitapatapaka ahitra
Elementary words  2  mitapatapaka, ahitra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] miara-midinidinika momba ny zavatra iray
Explanations in English  5  [1.7] to discuss something
Explanations in French  6  [1.8] discuter, examiner en détail
Examples  7  ka dia miondrika hila hevitra amin' izy rehetra, hiara-kitapatapaka ahitra sy hitoritory ravina. [2.298]
8  Tonga eo amin' ny kihon-dàlan' ny fiainako aho, ka ataoko fa hanan-tsiny amin' ise raha tsy midinidinika sy mitapatapaka ahitra. [2.5]

Updated on 2023/10/06