|
|
|
|

Entry1  ahi-maitso
Elementary words  2  ahitra, maitso
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Botany: (in general)
Explanations in Malagasy  5  ahitra maitso milenodenoka (ny ahitra dia mipoitra isan-taona, ka amin' izay izy maitso aoka izany, na raviny na tahony, fa mandazo kosa rehefa afaka herintaona) [1.1]
Explanations in English  6  Green grass [1.2]
Explanations in French  7  herbe verte, fourrage vert [1.3]
8  verdure, gazon, pelouse [1.13]
Examples  9  nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso. [2.5]

Updated on 2023/05/16