Entry | 1 maitso |
Root | 2 itso |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza zavatra mitovy volo amin' ny ravinkazo: Maitso tanora ny volon' ny ravin' akondro [1.1] |
Explanations in English |
5 green 6 young [1.2#4081.7] 7 in the provinces it also means black [1.2#408] 8 immature [1.7] |
Explanations in French |
9 vert [1.3#420, 1.8] 10 jeune [1.3#420, 1.8] 11 tendre [1.3#420] 12 (de la racine itso, comparer au javanais : ijo) vert, se dit des fruits non mûrs. Mais pour les oranges, le riz et quelques autres exceptions, on doit dire manta (littéralement « cru »). [1.196] |
Examples |
13 maitso mavana noho ny fitsirin' ny ahitra ny vohitra. [2.470] 14 Ny lalana voaaro ahitana jiro mena, mavo, maitso no azo antoka indrindra. [2.117] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Proverbs | 131 Proverbs containing the word maitso |
Tables and plates |
132 The Colors |
Anagrams | 133 atsimo, itosam, maitso, matsoi, matsoy, misota, samoty |
Updated on 2024/10/30 |