Entry |
manja
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Sora-javatra na volon-doko mainty mena, na mavo manopy volombatolalaka antitra: Mba tiako ny volon' iry soavaly manja iry (fiteny somary baranahiny) Tsara tarehy: Manja izany raha tovolahy [1.1]
|
Examples | omby malaza manja volontakatra, izao no fahamasinana amy ny fiherezana;
[2.48]
|
Derivatives |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Analogs |
volo/colors/couleurs
|
|
Entry |
manja
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fira-potsy atao eo ivohon' ny fitaratra mba hamerenany ny sarin-javatra eo anoloana: Manjam-pitaratra [1.1]
|
Toponyms |
|
|
Entry |
manja
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | (merina, et toute l'île). Pris adjectivement : de couleur brune. Nom de diverses plantes dont on tirait des teintures brunes. Voir aussi amanja.
[1.196]
|
Vocabulary |
|
Entry |
Manja
|
Part of speech | name (toponym)
|
Vocabulary |
Coordinates | -21.4333333, 44.3333333
-19.9, 46.9
-15.7833333, 49
|
|
Entry |
Manja
|
Part of speech | name (book title)
|
Author | Rapatsalahy Paul |
Tables and plates | All the titles
|
|
Entry |
Manja
|
Part of speech | name (toponym)
|
Explanations in French | Chef-lieu de sous-préfecture, à 287 km au nord de Tuléar et à 176 km de Morondava; 5240 habitants ... [1.11]
|
Coordinates | -21.4333333, 44.3333333
|
|