Entry 1/2 |
mangoraka
(horaka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Malahelo olona ory na mijaly na sahirana mafy ka mitady izay hamonjena azy: Mangoraka ny mahantra io vehivavy io
[1.1]
|
Examples |
1 | Ny Lanitra mangoraka, Manafy hery vao.
[1.263]
|
2 | Lehilahy tsy manana fo mba antra sy mangoraka ianao, Andriamatoa!
[2.528]
|
|
Morphology |
Present : |
mangoraka |
Past : |
nangoraka |
Future : |
hangoraka |
Imperative : |
mangoraha |
|
Synonyms | |
|
Entry 2/2 |
mangoràka
(horàka)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Mena mivaivay, mangatrakatraka [1.1]
|
Compound words |
|
|