Entry (1/2) | 1 antra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fatra-pangoraka, fatra-pihetsi-po mahita ny fahorian' ny hafa: Antra olona iny vehivavy iny fa tsy mitsahatra ny manome zavatra an' izay mangataka aminy |
Explanations in English |
4 [1.7] compassionate, feeling pity |
Explanations in French |
5 [1.66.fr#494] humain 6 [1.3, 1.8] compatissant, charitable |
Examples |
7 antra olona izy [1.3] 8 Hoy ianareo hoe mba antra na nitsetra ahy ny mpijery? [2.4] 9 Lehilahy tsy manana fo mba antra sy mangoraka ianao, Andriamatoa! [2.528] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 15 antra |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] Alahelo, fangorahana, fitserana, fihetseham-po te-hamonjy nahanampy: Lehilahy be antra iny lasa iny |
Explanations in English |
18 [1.2] pity, compassion, tenderness, charity. |
Vocabulary |
19 Emotions |
Anagrams | 20 |
Updated on 2025/01/21 |