|
|
|
|

Entry1  mahantra
Root  2  antra
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny olona tsy manana ny ilaina amin' ny fiainana: Tonga nahantra Rabe taorian' ny nahamay ny fananany
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] poor, afflicted
6  [1.2] wretched, miserable.
Explanations in French  7  [1.8] pauvre, affligĂ©
Derivatives 
8  Active verbs :
Analogs  9  malahelo, fadiranovana, faraidiny, miporipory, mikaforoforo, mikokokoko
Titles  10  Ilay ariary mahantra (Rapatsalahy Paul)
11  Ny mahantra no Fiangonana (Wresinski Joseph)
12  Zaobavy mahantra (Rapatsalahy Paul)
Proverbs  13  Proverbs containing the word mahantra

Anagrams  14  harantam, mahantra

Updated on 2025/02/01