|
|
|
|

Entry1  fiantrana
Root  2  antra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fihetseham-po mahatonga ny olona hanampy ny ory sy ny mahantra
Ny vola omena hanampiana ny ory: Tsy tapaka ny manome fiantrana ny mpangataka iny Ramatoa iny
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] compassion
6  [1.2] charitableness, alms, alms-deeds, pity
7  [1.7] help given to the poor
Explanations in French  8  [1.3#55] l'action de secourir, l'aumône, le secours: Betsaka ny fiantrana nataony (Il a fait beaucoup d'aumônes)
9  [1.8] secours, aumône
Examples  10  Ahoana no hampivadiana ny fitsipika amin' ny fiantrana? [1.369#]
11  ny mpiray fiangonana sy ireo nisahirana nahitana fiantrana. [2.470#]
12  Mahantra izahay, ry Sahondra, fa mahantra tsy mila fiantrana! [2.529#]
Vocabulary  13  Emotions
Article  14  Randzavola: fiantrana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  15  fantarina, fatrañany, fiantrana, nafatrany, nanafitra, nanifatra, natrifana, nifanatra, nitarafan

Updated on 2023/01/20