Entry |
miantra
(antra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mangoraka, mihetsi-po hamonjy na hanampy: Fatra-piantra ny mahantra izy [1.1]
|
Explanations in English | To be compassionate, to be tender; to compassionate, to pity, to sympathize with; to give alms to. [1.2]
|
| To have compassion on, to give help to [1.7]
|
Explanations in French | Avoir pitié de, faire l'aumône; [1.8]
|
Examples |
1 | Iza moa ianao izay miantra ahy ankehitriny?
[2.5]
|
2 | Toy izany koa, mba mahay mampiseho fitiavana sy mahalala miantra.
[2.472]
|
|
Morphology |
Present : |
miantra |
Past : |
niantra |
Future : |
hiantra |
Imperative : |
miantrà |
|
|
Entry |
miantrà
(antra)
|
Part of speech | imperative of active verb miantra
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|