|
|
|
|

Entry (1/2)1  maitso mavana
Elementary words  2  maitso, mavana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana ny ahitra milenodenoka, na ny lokon-javatra mitovy amin' izany: Maitso mavana izany lohasaha izany ka maha-te hipetrapetraka
Explanations in French  5  [1.3#420] vert brillant tirant sur le jaune
Examples  6  maitso mavana noho ny fitsirin' ny ahitra ny vohitra. [2.470]
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry (2/2)105  maitsomavana
Elementary words  106  maitso, mavana
Part of speech  107  noun
Explanations in French  108  [1.3#420] nom d'une perle
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  221  maitsomavana, maitso mavana

Updated on 2024/10/30