Entry | 1 menapina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Volon-doko mandray ny vony sy ny mena 4 [1.62] izy rehef tsy mivolon-dra tateraka fa manopy mena, toy ny voankazo efa ho masaka na mbola soamaravo |
Explanations in French |
5 [1.3][menaPIny] roux 6 [1.5] rouge écarlate |
Examples |
7 [1.62] Ny loko menapina no mba ankafiziny 8 [2.472] Ny orony, hono, nanao bikam-boantabiha sady nihevotrevotra no mena pina |
Elementary words | 9 mena |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Tables and plates |
108 The Colors |
Anagrams | 109 ampenina, mañapeny, manepañy, menapina, mpanenay |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |