Entry | 1 mazaza |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Maitso manopy mavo toy ny tain-jaza Malazo ary efa simba: Efa mazaza ireto anana ireto ka tokony hariana Enti-milaza fitafiana lena tsy nahahy ka niova volo |
Explanations in French |
4 [1.3#871] D’un jaune sale, comme les taches des langes d’un enfant |
Root | 5 zaza |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |