|
|
|
|

Entry1  fotsy bobo
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza olona manana volon-koditra fotsy hafahafa vokatry ny toe-javatra manokana, dia ny tsy fisian' ilay zavatra mpandoko ny hoditra sy ny volo raha miforona ao an-kibon-dreniny ny zaza
Explanations in English  4  [1.7] an off-white color, as the skin bleached by disease
Explanations in French  5  [1.8] blanc anormal, comme les albinos
Elementary words  6  fotsy, bobo
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2024/12/07