Entry | 1 vakana |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Karazan-javatra boribory kely mahafinaritra, izay tohizina hatao haingo ka iambozonana na ahodidina ny lanton-tanana [1.1] |
Explanations in English |
9 a bead [1.7] |
Explanations in French |
10 perles; grains de collier, de bracelet [1.3] 11 perle, grain de collier, etc [1.8] 12 (toute l'île). Perles, grains de colliers ou de chapelets. Par extension, les graines rouges, rouges et noires, ou blanches, etc. employées à faire des colliers à bon marché. Pour les distinguer des perles importées, on les appelle vaka-maivana (de maivana : léger à bon marché). Ce sont souvent celles de Coix lacryma-jobi, Voir vakamaniry, d' Abrus precatorius L. Voir masonamboatora ; d' Adenanthera pavonina, etc. [1.196] |
Examples |
13 dia misampy amy ny Mpanjaka ny vakana mitoetra amy ny [2.48] 14 Ny hazo, ny taolana, ny voamboana, ny andramena, ny tandrok’omby, ny akorandriaka, ny voanio… dia samy akora azo anamboarana vakana avokoa. [4.49] 15 Ireny no vohasana amin' ny akorany isan-kariva, tohizina amin' ny tsiraka tangon-drofia, dia iny sahala amin' ny vakana henjana iny no ampirehetina atao jiro. [2.472] 16 Izao no karazam-bakana nentiny: ny voahangy, ny sarihangy, ny kelisahilonaka, ny tsiambohitra, ny sangotsy, ny jijikely, ny maizinkotro, ny tsilaiby, ny vodilanitra, ny atodiosy, ny moraporitra, ny poabarahina, ny voavola, ny mahajizy, ny voahanginandriana, ny voahangindrano. [2.436] |
Compound words |
|
Titles |
|
Hyponyms |
|
Scientific name |
|
Proverbs | 52 Proverbs containing the word vakana |
Anagrams | 53 anvaka, vakana, vanaka |
Updated on 2024/08/04 |