Entry (1/2) | 1 maivana |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy misy lanjany loatra, tsy mavesatra: Maivana ny volom-borona / Maivana ihany izany hevitra arosonao izany [1.1] |
Explanations in English |
4 light in weight [1.7] |
Explanations in French |
5 léger [1.3, 1.8] 6 sans poids 7 figuré: sans portée, vite, léger [1.3] |
Examples |
8 Tokony ho tamin' ny misasakalina, nandalo ny mpandroso sakafo maivana: [2.4] 9 ka tsy mahefa lahasa aho fa maivana be hiany ny tena ko rehetra! [2.48] |
Derivatives |
|
Antonyms | 15 mavesatra |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Entry (2/2) | 21 maivaña |
Part of speech | 22 adjective |
Explanations in Malagasy |
23 sitrana [Sihanaka]
[1.78] |
Anagrams | 24 amavany, anaviam, maivaña, maivana, mañavay, manavia |
Updated on 2023/10/24 |