Entry | 1 hamaivanina |
Root | 2 maivana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Atao tonga maivamaivana kokoa: Nohamaivaniny ny entako fa hitany sahirana ery aho Ahena, hakelezina: Mbola vaovao aho ka nohamaivaniny ny raharahako Heverina ho tsy misy lanjany firy: Toa hamaivaninao re izany hadisoanao izany, Rakoto |
Explanations in English |
5 [1.7] to be made light of; to be lightened |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on rend léger; qu'on diminue; dont on ne fait pas grand cas |
Morphology |
|
Anagrams | 11 |
Updated on 2025/01/21 |