Entry | 1 hamaivanina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Atao tonga maivamaivana kokoa: Nohamaivaniny ny entako fa hitany sahirana ery aho Ahena, hakelezina: Mbola vaovao aho ka nohamaivaniny ny raharahako Heverina ho tsy misy lanjany firy: Toa hamaivaninao re izany hadisoanao izany, Rakoto |
Explanations in English |
4 [1.7] to be made light of; to be lightened |
Explanations in French |
5 [1.8] qu'on rend léger; qu'on diminue; dont on ne fait pas grand cas |
Root | 6 maivana |
Morphology |
|
Anagrams | 11 ahavinaniam, hamaivanina, nihamaivana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |