Entry (1/3) | 1 mavesatra |
Root | 2 vesatra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Be lanja manindry mafy: Entana mavesatra 5 Mihoninkonina, tsy kinga, milondolondo: Mavesatra ery izany famindranao izany 6 manelonelo: Mavesatra ny andohako 7 Dombo, donto, tsy mailaka: Mavesa-tsaina izany raha olona [1.1] |
Explanations in English |
8 heavy [1.7] |
Explanations in French |
9 lourd, pesant [1.3, 1.8] 10 lourdement chargé [1.3] |
Examples |
11 Tsotra sy mavesatra anefa ny teniny: [2.470] 12 Izahay mpamory fotsiny ihany, ary mpanainga mavesatra. [2.298] 13 Endrika mavesatra anefa no namalian' i Donga izany fandraisana azy izany. [2.472] 14 Nandritra ny taona maro, nihevitra izy ho hany irery vavolombelon' io tsiambarambara mavesatra io. [2.576] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 19 mitondra rano, mazefatra, mitsinaka, mazefatra, mafonja, madonda, manònja, maonjana, tsy zakan' olo-mahia, mitambesatra, mitambaby |
Compound words |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word mavesatra |
Entry (2/3) | 22 mavesatra |
Root | 23 vesatra |
Part of speech | 24 adjective |
Explanations in Malagasy |
25 Bevohoka: Mavesatra izy fa omeo toerana [1.1] |
Explanations in French |
26 enceinte [1.3] |
Entry (3/3) | 27 mavesatra |
Root | 28 vesatra |
Part of speech | 29 adjective |
Explanations in Malagasy |
30 sady lehibe no manahirana, sarotra entina: Mavesatra ny mitondra fanjakana [1.1] |
Explanations in French |
31 pénible, intolérable, cuisant 32 de grand prix, de grande valeur [1.3] |
Updated on 2020/07/31 |