|
|
|
|

Entry (1/3)1  mavesatra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Be lanja manindry mafy: Entana mavesatra
Mihoninkonina, tsy kinga, milondolondo: Mavesatra ery izany famindranao izany
manelonelo: Mavesatra ny andohako
Dombo, donto, tsy mailaka: Mavesa-tsaina izany raha olona
Explanations in English  4  [1.7] heavy
Explanations in French  5  [1.3, 1.8] lourd, pesant
6  [1.3] lourdement chargé
Examples  7  [2.470] Tsotra sy mavesatra anefa ny teniny:
8  [2.298] Izahay mpamory fotsiny ihany, ary mpanainga mavesatra.
9  [2.472] Endrika mavesatra anefa no namalian' i Donga izany fandraisana azy izany.
10  [2.576] Nandritra ny taona maro, nihevitra izy ho hany irery vavolombelon' io tsiambarambara mavesatra io.
Root  11  vesatra
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
Derivatives 
15  Active verbs :
Analogs  16  mitondra rano, mazefatra, mitsinaka, mazefatra, mafonja, madonda, manònja, maonjana, tsy zakan' olo-mahia, mitambesatra, mitambaby
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word mavesatra

Entry (2/3)19  mavesatra
Part of speech  20  adjective
Explanations in Malagasy  21  [1.1] Bevohoka: Mavesatra izy fa omeo toerana
Explanations in French  22  [1.3] enceinte
Root  23  vesatra

Entry (3/3)24  mavesatra
Part of speech  25  adjective
Explanations in Malagasy  26  [1.1] sady lehibe no manahirana, sarotra entina: Mavesatra ny mitondra fanjakana
Explanations in French  27  [1.3] pénible, intolérable, cuisant
de grand prix, de grande valeur
Root  28  vesatra

Updated on 2025/01/21