Entry | 1 atodiosy |
Elementary words | 2 atody, osy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Betsimisaraka]
karazam-bakana ambony karazana 5 [1.1] Vakana hala tahaka fotsy misorasoratra manga |
Explanations in English |
6 [1.2] A kind of bead. |
Explanations in French |
7 [1.3] perle fausse, blanche à raies bleues 8 [2.570] |
Examples |
9 Inona ary izany : Andriana maka atodiosy? [2.69#] |
Synonyms | 10 atodinosy |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Quotes | 123 Texts mentioning atodiosy |
Updated on 2024/12/31 |