|
|
|
|

Entry1  osy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Biby fiompy, fianakaviam-ben' ny biby mandinika milantsi-tandroka ary somorina, nahatongany fitenenana hoe "Tay ny osivavy somorina; ny lova tamindray tsy avala ary ny hetra tamin-dreny tsy diso"; bengy [1.1]
Explanations in English  4  a goat (Capra hircus) [1.2]
5  a goat [1.7]
Explanations in French  6  bouc [1.54]
7  chèvre [1.3, 1.8]
Examples  8  Tsy manampy firy amin'ny fivelomana ireo biby ireo, afa-tsy ny osy izay manome ronono sy ny akoho manatody angaha. [2.606#]
Vocabulary  9  Zoology: mammals
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  21  Proverbs containing the word osy
Article  22  Randzavola: osy ao amin' ny Baiboly

Anagrams  23  iso, osy, sio, soy

Updated on 2023/09/15