|
|
|
|

Entry (1/2)1  atody
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavatra misy tsirin' aina alatsaky ny vavy amin' ny biby, indrindra ny vorona, izay foy rehefa avy kotrehin-dreniny mandritra ny fotoana maharitra ka tonga bibikely na voronkely. Misy zavatra telo ao amin' ny atody, dia ny tapotsiny, ny tamenany ary ny akorany izay mandrakotra an' iretsy voalohany
4  [1.13] vokatra ateraky ny fihaonan'ny tsiry lahy sy tsiry vavy
Explanations in English  5  [1.2] an egg. [Mal. telur; Dyak tulu; Nias adulu; Jav. andoy; other dialects, toil, tolo, telli, terani, atulu, etc.]
6  [1.7] an egg
Explanations in French  7  [1.8, 1.13] oeuf
8  [1.13] embryon, zygote
Examples  9  Omeo ronono sy atody potsehina izy, ary ataovy mafana sy aza avoaboaka any ivelany. [2.472#161]
10  Noro tao an-tsain' ise tao, dia tsy mahagaga ankehitriny raha foy ny atody nakotrika. [2.5]
Vocabulary  11  Biology
12  Zoology: (in general)
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
Compound words 
Phytonyms 
Titles  47  Izaho – Atody niady amam-bato (Rahaingo Bruno)
Proverbs  48  Proverbs containing the word atody

Entry (2/2)49  atody
Root  50  tody
Part of speech  51  passive verb
Explanations in Malagasy  52  [1.1] Atao tonga an-tseranana: Atodio soa aman-tsara ny sambolainay, ry Tompo
Explanations in French  53  [1.3] qu'on fait rentrer au port
Morphology 
54  Present :
55  Past :
56  Future :
57  Imperative :

Anagrams  58 

Updated on 2025/01/21