|
|
|
|

Entry1  onena
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Passive verbs :
4  Names :
5  Adjectives :
Vocabulary  6  Emotions
Explanations in Malagasy  7  Mangoraka, malahelo, miombona alahelo amin' ny olona ory na mijaly: Onena an' io mahantra io aho hany ka manome volakely azy isaky ny mandalo eo aminy
8  Hetsehim-po: Onena daholo ny olona nandre ny lahateniny [1.1]
Explanations in English  9  low-spirited, dejected. It governs the accusative case. [1.2]
10  to feel sorry for someone [1.7]
Explanations in French  11  Impressionné, attendri, qui ressent de la compassion, ému: Onena azy ory aho (Je suis attendri par ses souffrances) ~ Onena aho nandre izany laha-teny izany (J’ai été ému en entendant ce discours) [1.3]
12  avoir pitié [1.8]
Examples  13  onena ny fahadalako izy. [2.471]
14  onena anareo aho, hoy izy nihatsaravelatsihy, nefa atao ahoana moa fa izany no lalàn' ny tany [2.5]

Updated on 2020/07/31