|
|
|
|

Entry (1/2)1  hontsa
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] malemy, trotraka: Hontsan' ny hanoanana
feno alahelo amin' ny fahitana olona niharan-doza na fadiranovana: Hontsa aho nahita azy mianaka kely mitofezaky ny hanoanana
ngoly, vonto: Hontsan' ny fitiavana azy koa ny anao ka tsy avala handeha any
Explanations in French  4  [1.3] mou, comme ce qui est bien cuit, fatigué, harassé; fig. pénétré d’un vif sentiment de joie ou de tristesse
Examples  5  hontsan' ny hanoanana izy (il est harassé de faim) [1.3]
6  hontsan’ ny alahelo izy (il est accablé de tristesse) [1.3]
7  hontsan' ny fitiavana an’ Andriamanitra izy (il est pénétré d’amour pour Dieu [1.3]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Names :
11  Adjectives :

Entry (2/2)12  hontsa
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  [1.78] [Tanala] tantely tampohan-drano ho sotroina
15  [1.13] ranom-panafody nomamiana
Explanations in French  16  [1.13] potion, sirop
Vocabulary  17  Health
Compound words 

Anagrams  19 

Updated on 2025/01/21