Entry (1/2) | 1 hontsana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanetsiketsehana ny rano atao ao anaty tavoara na ao am-bava mba hanadiovana ny tavoara na ny aty vava Ny loto avy amin' izany fanetsiketsehana izany: Hontsam-bilia Fanetsiketsehana ny ao anaty zavatra na ny eo ivelany amin' ny fitopatopana |
Explanations in French |
4 [1.3] ballotement, secousse, agitation de l'eau quand on lave les barriques, les bouteilles, quand on se rince la bouche; agitation du ventre quand on court ou qu'on danse |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 10 hontsana |
Root | 11 hontsa |
Part of speech | 12 passive verb |
Explanations in French |
13 [1.3] à quoi on inspire un vif sentiment |
Morphology |
|
Synonyms | 18 hontsaina |
Anagrams | 19 |
Updated on 2025/01/21 |