|
|
|
|

Entry1  fanontsanana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanakorianan-drano ao anaty zavatra mba handiovana azy: Ilaina ny fanontsanana ny vava fora faharatsiny isa-maraina
Fanafodin' aretim-bava izay tsy atelina fa akoriandriana ao anaty vava fotsiny: Mividiana fanontsanam-bava dia ampiasao fa ho sitrana ny aretim-bavanao
Root  4  hontsana

Anagrams  5  fanantsonana, fanontsanana, nanafantsona

Updated on 2025/01/21