Entry | ahontsana (hontsana) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Hetsiketsehina: Ahontsano ny tavoahangy hahitana raha mbola misy loto Kobanina: Ahontsano ao anaty barika ny rano hanasana azy [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be rinsed by shaking; to be shaken (of a bottle) [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on rince en secouant; qu'on secoue, comme une bouteille [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | ahontsankontsana | ||||||||
Anagrams | ahontsana, antsahona |
Updated on 2023/01/19 |