|
|
|
|

Entry1  mahonena
Root  2  onena
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Mampangoraka, mampalahelo [1.1]
Explanations in English  5  to cause distress, as the sight of one in pain, etc.; to afflict, to depress. [1.2]
6  to make one feel sorry for a person [1.7]
Explanations in French  7  qui attendrit [1.3, 1.8]
8  qui impressionne [1.3]
Examples  9  Hitany sy fantany fa mahonena ny fiafarany, izany no hamelany heloka amin-kalalaham-po. [2.996]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
Analogs  13  mampalahelo, mampangoraka, mahongena, mafiraina, mahory, mahahontsa, mampitsetra, mampangoraka aty, mahavaky fo, mampamelovelo ny fo, mampiondri-panahy

Updated on 2023/01/20