|
|
|
|

Entry (1/2)1  manjamaso
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ilay vola matevintevina toa mivolantsinana eo ambony maso, antsoin' ny sasany koa hoe "volomaso ambony"
Vocabulary  4  Biology
Elementary words  5  manja, maso

Entry (2/2)6  manjamaso
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Zavatra manjamanja andokoan' ny vehivavy ny ambony masony raha manify ny manjamasony
Elementary words  9  manja, maso

Updated on 2025/01/08