|
|
|
|

Entry1  maitso lafika
Elementary words  2  maitso, lafika
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny zaza fatra-panditsaka am-pandriana ka zary maitso hatrany amin' ny lafi-pandriana; ilazana ny ankizy mpivoaka am-pandriana (noho ny lafika na kidoro andriany tonga maitso fa lena lava)

Updated on 2024/12/07