Entry |
lafika
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Bezanozano]
Farafara, fandriana [1.78]
|
| Izay rehetra atao ao ambanin' ny tsihy andriana, tahaka ny bozaka izany: Soloy ny lafik' itỳ fandriana itỳ fa efa fisaka loatra Izay rehetra atao fanambanin-javatra mba tsy hahamafy ny fiasana na ny fipetrahana eo amboniny: Asio lafika kely eto hanoratako Fisotro sotroina alohan' ny sakafo, na koa zavatra tsakitsaky hanina alohan' ny handraisana zava-pisotro Zezika atao amin' ny tanimboly alohan' ny hamafazana ny voa na hambolena ny zavamaniry [1.1]
|
| Bozaka na mololo fandrian'ny biby [1.13]
|
Explanations in English | Anything put under, as a mat or mattress [1.7]
|
Explanations in French | Ce qu'on met dessous, comme une natte ou un matelas [1.8]
|
| Litière, natte [1.13]
|
| Litière, tout ce qu'on met sous la natte pour rendre la couche plus molle.
Par extension : paillasse ou matelas lorsqu'on utilise un lit, on précise alors lafi-pandriana [1.196]
|
Examples |
1 | Zozoro sy herana maina no angonina atao lafika.
[2.472]
|
2 | Adarà, fa fandria-malemy lafika, ka tsy itadiavako lafika sy ondana.
[2.69]
|
|
Derivatives |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs |
|
Entry |
lafika
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | (du malais: lapik). [Betsimisaraka]
Nom des Arecaceae fournissant des crins végétaux particulièrement appréciés comme litière, principalement Chrysalidocarpus fibrosus Jum. (Arecaceae)
|
Scientific name | Chrysalidocarpus fibrosus |
Vocabulary |
|