|
|
|
|

Entry1  fandafihana
Root  2  lafika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanasiana lafika na zavatra atao fanambanin-javatra hafa: Mba hisakano ny fahamandoana matetika no anton' ny fandafihana ny zavatra mipetraka ambany rihana
Explanations in French  5  [1.3#369] L'action de mettre quelque choses dessous
Examples  6  Raha manana izao, ka fampitsoahana no ianteherana ary fanatsatso rano sy fandafihana no antenaina hitokiana ho enti-minona handresy tangena, tsy mahamasina izany hianao [2.857#]

Updated on 2024/12/11