Entry | 1 fandafihana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanasiana lafika na zavatra atao fanambanin-javatra hafa: Mba hisakano ny fahamandoana matetika no anton' ny fandafihana ny zavatra mipetraka ambany rihana |
Explanations in French |
4 [1.3#369] L'action de mettre quelque choses dessous |
Examples |
5 [2.857#] Raha manana izao, ka fampitsoahana no ianteherana ary fanatsatso rano sy fandafihana no antenaina hitokiana ho enti-minona handresy tangena, tsy mahamasina izany hianao |
Root | 6 lafika |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |