|
|
|
|

Entry1  milafika
Root  2  lafika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Misy lafika: Tsy afaka manoratra aho raha tsy milafika ny taratasy
Milozoka, mikezaka: Milafika amin' ny fianarana Rakoto
Mijanona ela, mitoetra ela: Nilafika tao aminay nandritra ny iray volana io olona io
Explanations in English  5  [1.7] to have a mat under; to stay on in someone's house
Explanations in French  6  [1.8] avoir une natte, dessous; rester longtemps chez les gens
Examples  7  [2.113#] Trano zozoro milafika tsihy madinika no nitoerana.
8  [2.587#] Hitantsika amin' ny taratasy anefa, fa efa milafika eto an-tanĂ na ireo fahavalo;
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  mifantsika, mimaso, mikely aina
Compound words 

Updated on 2024/12/11