Entry (1/2) | 1 mifantsika |
Root | 2 fantsika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miraikitra amin' ny fantsika: Tsy mifantsika tsara ity sary ity izany 5 Milozoka, miraikitra: Mifantsika amin' ny fianarana marina ity zaza ity ka tsy mahagaga raha mahomby [1.1] |
Explanations in English |
6 To be nailed, nailed. [1.2] 7 to be fastened with nails [1.7] |
Explanations in French |
8 être clouĂ© [1.8] |
Examples |
9 Nanomboka teo, dia nifantsika tao an-tsaiko ny hiasa an-tsambo mba ho tonga any Andafy. [2.471] |
Morphology |
|
Analogs | 14 mimaso, mifositra, mifototra |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 16 mifantsika |
Root | 17 fantsika |
Part of speech | 18 active verb |
Explanations in English |
19 to bend down so as to have the back hollow, to be hollow about the back. It is used of persons, oxen, or bent poles for carrying, or the covers of books curled up. Mihantsika and mitofantsika also used. [1.2] |
Morphology |
|
Anagrams | 24 mafintsika, mifantsika |
Updated on 2022/09/12 |