Index |
|
|
|
Proverbs : maitso
|
|
|
Proverb 1 | Na ambaramaina aza ny lohako, ka mihodi-balanirana ny hoditro : vary an-doharano aho ka maitso vatana ihany. [2.415 #2766, 2.558 #2642, 2.653]
|
French translation | Bien que ma tête soit du bambou sec sur pied et que mon teint ait la couleur de l' écorce de l' arbre valanirana, je suis du riz près d' une source, et, malgré tout, mon corps est vert. [2.415 #2766]
|
French interpretation | Comparaisons. [2.415 #2766]
|
|
|
Proverb 2 | Ny trosa toy ny aviavy : maitso am-pijerena fa harok' atin' ny vitsika. [2.558 #3334]
|
|
|
Proverb 3 | Tahaka ny katsaka: izay iainana misy ta-hanimba avokoa: maitso, hanin’ ondry; mibaby, ian-tsampazan’ ny alika; main-dambana, itomanian’ ny ankizy. [2.653 #2959]
Tahaka ny katsaka ka izay iainana misy te-hanimba : maitso hanin' ny ondry, mibaby iantsapazan' ny alika, main-dambana itomanian' ny ankizy. [2.558 #3976]
Tahaky ny katsaka : izay iainana misy ta-hanimba avokoa ; maitso, hanin' ny ondry ; mibaby, iantsampazan' ny alika ; main-dambana, itomanian' ny ankizy. [2.415 #5726]
|
French translation | C' est comme le maïs : il y a toujours à craindre pour sa vie : encore vert, il est brouté par les moutons ; quand il porte des épis, les chiens sautent après lui ; lorsqu' il est mûr, il excite la convoitise des enfants. [2.415 #5726]
|
French interpretation | Se disait des pauvres gens qui sont toujours sur le qui-vive. [2.415 #5726]
|
|
|
Proverb 4 | Tatamo endriky ny saha, hazo mamoa vola, mamoa voahangy, ka izay tandindominy dia manga, ary izay alokalofany dia maitso. [2.974 #353]
|
French translation | Nénuphar parure de la plaine, arbre chargé d’argent et de perles : tout ce qu’il abrite est teinté de bleu, tout ce qu’il ombrage a des reflets verts. [2.974 #353]
|
|
|
Proverb 5 | Volo maitso nindaon-drano : samy maitso mifamadikadika. [1.147]
|
|
|
Index |
|
|