|
|
|
|

Entry (1/2)1  vitsika
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Names :
Vocabulary  4  Zoology: invertebrates
Explanations in Malagasy  5  Bibikely bitika dia bitika, lavalava vatana, mivelona miara-mitoetra ao anaty lavaka izay atao indrindra hoe lava-bitsika, na votry [1.1]
Explanations in English  6  ants [1.7]
Explanations in French  7  fourmi [1.3, 1.8]
Examples  8  Ny fihavanana toa ny voara, nony verahina misy vitsika. [2.296]
9  Dia nofoserin' ny vitsika ilay hazo ka tapaka vetivety foana. [2.445]
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs  15  Proverbs containing the word vitsika
Article  16  Randzavola: vitsika ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)17  vitsika
Part of speech  18  adjective
Explanations in French  19  Se disait dans le sens de nombreux [2.415]
20  nombreux, innombrable [1.3]

Updated on 2023/06/08