|
|
|
|

Entry1  renivitsika
Elementary words  2  reny, vitsika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Karazam-bibilava mipetraka amin' ny lava-bitsika ary voalaza fa fahanan' ny vitsika ka rehefa matavy tsy afa-mivoaka ny lavany dia haniny; somary manjamanja ny volony ary fisapisa-doha ny bikany
Explanations in French  5  [1.54] serpent qui habite dans les fourmillières et qu'on dit engraissé par les fourmis
Vocabulary  6  Zoology: reptiles, amphibians
Analogs  7  renimanditra
Proverbs  8  Proverbs containing the word renivitsika

Updated on 2024/12/12