Entry | 1 renivitsika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazam-bibilava mipetraka amin' ny lava-bitsika ary voalaza fa fahanan' ny vitsika ka rehefa matavy tsy afa-mivoaka ny lavany dia haniny; somary manjamanja ny volony ary fisapisa-doha ny bikany |
Explanations in French |
4 [1.54] serpent qui habite dans les fourmillières et qu'on dit engraissé par les fourmis |
Vocabulary |
5 Zoology: reptiles, amphibians |
Elementary words | 6 reny, vitsika |
Analogs | 7 renimanditra |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word renivitsika |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |